Hebreo 10:22 MG1865

22 dia aoka isika hanatona amin'ny fo marina sy amin'ny fahatokiana be avy amin'ny finoana, manana fo voadio ho afaka amin'ny fieritreretana ratsy sy tena voasasa tamin'ny rano madio;

Vakio ny toko manontolo Hebreo 10

Jereo Hebreo 10:22 amin'ny teny manodidina.