28 Izay manohitra ny lalàn'i Mosesy dia maty amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo ka tsy asiana famindram-po;
Vakio ny toko manontolo Hebreo 10
Jereo Hebreo 10:28 amin'ny teny manodidina.