Hebreo 11:28 MG1865

28 Finoana no nitandremany ny Paska sy ny famafazana ny rà, fandrao hahatratra ny azy ilay nandringana ny lahimatoa.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 11

Jereo Hebreo 11:28 amin'ny teny manodidina.