Hebreo 11:3 MG1865

3 Finoana no ahafantarantsika fa ny tenin'Andriamanitra no nanaovana izao tontolo izao, ka dia tsy izay zavatra miseho no nanaovana izao zavatra hita izao.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 11

Jereo Hebreo 11:3 amin'ny teny manodidina.