Hebreo 11:35 MG1865

35 Ny vehivavy nandray ny azy efa maty, fa natsangana ho velona indray; ary ny sasany nampijalijalina ho faty, nefa tsy mety nanao izay hahafahany, mba hahazoany fitsanganana tsara lavitra;

Vakio ny toko manontolo Hebreo 11

Jereo Hebreo 11:35 amin'ny teny manodidina.