Hebreo 11:37 MG1865

37 notoraham-bato izy, notsofana, nalaim-panahy, novonoina tamin'ny sabatra, dia nirenireny nitafy hoditr'ondry sy hoditr'osy; efa lao, ory, fadiranovana

Vakio ny toko manontolo Hebreo 11

Jereo Hebreo 11:37 amin'ny teny manodidina.