8 Finoana no naneken'i Abrahama, rehefa nantsoina, hiainga hankany amin'izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany.
Vakio ny toko manontolo Hebreo 11
Jereo Hebreo 11:8 amin'ny teny manodidina.