Hebreo 12:17 MG1865

17 Fa fantatrareo fa rehefa afaka izany, raha ta-handova ny fitahiana izy, dia nolavina; fa tsy nahita izay hibebahana izy; na dia nitady fatratra tamin'ny ranomaso aza.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 12

Jereo Hebreo 12:17 amin'ny teny manodidina.