Hebreo 12:3 MG1865

3 Fa hevero tsara Ilay naharitra ny fanoherana nataon'ny mpanota taminy, fandrao ho ketraka ianareo, ka ho reraka ny fanahinareo.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 12

Jereo Hebreo 12:3 amin'ny teny manodidina.