Hebreo 12:9 MG1865

9 Ary koa, isika dia nanana ny rain'ny nofontsika ho mpanafay antsika ka efa nanaja azy; tsy mainka va ny hanekentsika ny Rain'ny fanahy, ka ho velona isika?

Vakio ny toko manontolo Hebreo 12

Jereo Hebreo 12:9 amin'ny teny manodidina.