Hebreo 13:12 MG1865

12 Ary amin'izany Jesosy koa dia niaritra teny ivelan'ny vavahady mba hahamasina ny olona amin'ny ràny.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 13

Jereo Hebreo 13:12 amin'ny teny manodidina.