Hebreo 13:17 MG1865

17 Manekè ny mpitondra anareo, ka manoava azy; fa izy miambina ny fanahinareo araka izay tokony hataon'ny olona mbola hampamoahina, mba hanaovany izany amin'ny fifaliana, ta tsy amin'ny fisentoana; fa tsy hahasoa anareo izany.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 13

Jereo Hebreo 13:17 amin'ny teny manodidina.