Hebreo 13:2 MG1865

2 Aza manadino ny fampiantranoam-bahiny; fa tamin'izany dia nampiantrano anjely ny sasany, nefa tsy fantany.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 13

Jereo Hebreo 13:2 amin'ny teny manodidina.