Hebreo 2:17 MG1865

17 Koa amin'izany dia miendrika mba hatao tahaka ny rahalahiny amin'ny zavatra rehetra Izy, mba ho Mpisoronabe mamindra fo sy mahatoky ny amin'Andriamanitra, mba hanaovany fanavotana noho ny heloky ny olona.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 2

Jereo Hebreo 2:17 amin'ny teny manodidina.