4 sady Andriamanitra koa no niara-nanambara taminy tamin'ny famantarana sy ny fahagagana ary tamin'ny asa lehibe samy hafa sy ny fanomezana ny Fanahy Masina nozarazarainy araka ny sitrapony.
Vakio ny toko manontolo Hebreo 2
Jereo Hebreo 2:4 amin'ny teny manodidina.