Hebreo 2:9 MG1865

9 Fa Ilay natao ambany kely noho ny anjely no hitantsika, dia Jesosy, ary noho ny fitondrany ny fahafatesana dia voasatroka voninahitra aman-daza Izy, mba hanandrana fahafatesana hamonjy ny olona rehetra noho ny fahasoavan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 2

Jereo Hebreo 2:9 amin'ny teny manodidina.