Hebreo 3:6 MG1865

6 fa Kristy kosa dia Zanaka manapaka ny tranon'Andriamanitra; ary isika no tranony, raha hazonintsika mafy hatramin'ny farany ny fahasahiana sy ny firavoravoana momba ny fanantenana.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 3

Jereo Hebreo 3:6 amin'ny teny manodidina.