Hebreo 4:10 MG1865

10 Fa izay niditra tao amin'ny fitsaharany, dia Izy koa no nitsahatra tamin'ny asany, tahaka an'Andriamanitra tamin'ny Azy.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 4

Jereo Hebreo 4:10 amin'ny teny manodidina.