Hebreo 4:3 MG1865

3 Fa isika izay nino no miditra amin'izany fitsaharana izany, araka ny voalazany hoe: "Toy ny nianiako tamin'ny fahatezerako hoe: Tsy hiditra amin'ny fitsaharako mihitsy izy" (Sal. 95.11), na dia vita hatramin'ny nanorenana izao tontolo izao aza ny asa.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 4

Jereo Hebreo 4:3 amin'ny teny manodidina.