Hebreo 9:14 MG1865

14 mainka fa ny ran i Kristy, Izay nanatitra ny tenany tsy manan-tsiny ho an'Andriamanitra, tamin'ny alalan'ny Fanahy mandrakizay, no hahadio ny fieritreretanareo ho afaka amin'ny asa maty mba hanompoanareo an'Andriamanitra velona.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 9

Jereo Hebreo 9:14 amin'ny teny manodidina.