Jakoba 1:11 MG1865

11 Fa miposaka ny masoandro mbamin'ny hainandro mahamay, dia mampahalazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny, ary levona ny hatsaran-tarehiny; dia toy izany koa no fahalazon'ny manan-karena amin'ny alehany.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 1

Jereo Jakoba 1:11 amin'ny teny manodidina.