Jakoba 1:13 MG1865

13 Raha misy alaim-panahy, aoka izy tsy hanao hoe: Andriamanitra no maka fanahy ahy; fa Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaim-panahy, sady tsy mba maka fanahy olona Izy;

Vakio ny toko manontolo Jakoba 1

Jereo Jakoba 1:13 amin'ny teny manodidina.