Jakoba 1:15 MG1865

15 Ary ny filàna, rehefa torontoronina, dia miteraka ota; ary ny ota, rehefa tanteraka, dia miteraka fahafatesana.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 1

Jereo Jakoba 1:15 amin'ny teny manodidina.