Jakoba 1:17 MG1865

17 Ny fanomezan-tsoa rehetra sy ny fanomezana tanteraka rehetra dia avy any ambony ka midina avy amin'ny Rain'ny fanazavana, Izay tsy misy fiovaovana na aloka avy amin'ny fihodinana.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 1

Jereo Jakoba 1:17 amin'ny teny manodidina.