Jakoba 1:25 MG1865

25 Fa izay mandinika ny lalàna tanteraka, dia ny lalàn'ny fahafahana, ka maharitra amin'izany, raha tsy mpihaino manadino, fa mpanao ny asa, dia ho sambatra amin'ny asany izany olona izany.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 1

Jereo Jakoba 1:25 amin'ny teny manodidina.