Jakoba 1:27 MG1865

27 Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo anatrehan'Andriamanitra Ray: ny mamangy ny kamboty sy ny mpitondratena amin'ny fahoriany, sy ny miaro ny tena tsy hisy pentimpentina avy amin'izao tontolo izao.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 1

Jereo Jakoba 1:27 amin'ny teny manodidina.