Jakoba 2:13 MG1865

13 Fa fitsarana tsy misy famindram-po no ho anjaran'izay tsy mamindra fo; ary ny famindram-po kosa dia faly, fa tsy mba matahotra ny fitsarana.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 2

Jereo Jakoba 2:13 amin'ny teny manodidina.