Jakoba 2:21 MG1865

21 Tsy nohamarinina tamin'ny asa va Abrahama razantsika tamin'ny nanaterany an'isaka zanany teo ambonin'ny alitara?

Vakio ny toko manontolo Jakoba 2

Jereo Jakoba 2:21 amin'ny teny manodidina.