Jakoba 2:25 MG1865

25 Ary toy izany koa Rahaba janga, tsy nohamarinina tamin'ny asa va izy tamin'ny nandraisany ireny iraka ireny sy ny nampandehanany azy tamin'ny lalan-kafa?

Vakio ny toko manontolo Jakoba 2

Jereo Jakoba 2:25 amin'ny teny manodidina.