Jakoba 2:3 MG1865

3 koa mijery ilay miakanjo tsara ianareo ka manao hoe: Mipetraha eto amin'ny fitoerana aloha ianao; ary manao amin'ilay malahelo kosa hoe: Mitoera eroa ianao, na: Mipetraha etsy amin'ny fitoeran-tongotro,-

Vakio ny toko manontolo Jakoba 2

Jereo Jakoba 2:3 amin'ny teny manodidina.