Jakoba 2:6 MG1865

6 Fa ianareo efa nanala-baraka ny malahelo. Moa tsy ny mpanankarena va no mampahory anareo? Ary tsy izy va no mitarika anareo ho eo amin'ny fitsarana?

Vakio ny toko manontolo Jakoba 2

Jereo Jakoba 2:6 amin'ny teny manodidina.