Jakoba 3:2 MG1865

2 Fa tafintohina amin'ny zavatra maro isika rehetra. Raha misy olona tsy mba tafintohina amin'ny teny, dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany rehetra koa.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 3

Jereo Jakoba 3:2 amin'ny teny manodidina.