Jakoba 3:7 MG1865

7 Fa folaka avokoa ny karazan'ny bibi-dia rehetra sy ny vorona sy ny biby mandady sy mikisaka mbamin'ny any an-dranomasina, eny, voafolaky ny olombelona ireny;

Vakio ny toko manontolo Jakoba 3

Jereo Jakoba 3:7 amin'ny teny manodidina.