Jakoba 4:15 MG1865

15 Fa aleo manao izao: Raha sitrapon'ny Tompo, ka velona izahay, dia hataonay izao na izany.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 4

Jereo Jakoba 4:15 amin'ny teny manodidina.