Jakoba 4:2 MG1865

2 Mila ianareo, nefa tsy manana ihany; mamono sy mitsiriritra ianareo, nefa tsy mahazo ihany; mifanditra sy miady ianareo; tsy manana ianareo, satria tsy mangataka.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 4

Jereo Jakoba 4:2 amin'ny teny manodidina.