Jakoba 4:4 MG1865

4 Ry mpisintaka mijangajanga, tsy fantatrareo va fa fandrafiana an'Andriamanitra ny fisakaizana amin'izao tontolo izao? Koa na iza na iza te-ho sakaizan'izao tontolo izao, dia fahavalon'Andriamanitra izy.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 4

Jereo Jakoba 4:4 amin'ny teny manodidina.