Jakoba 5:13 MG1865

13 Misy azom-pahoriana va eo aminareo? Aoka izy hivavaka. Misy faly va? Aoka izy hihira fiderana.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 5

Jereo Jakoba 5:13 amin'ny teny manodidina.