Jakoba 5:16 MG1865

16 Koa mifaneke heloka ianareo, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo. Ny fiàsan'ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 5

Jereo Jakoba 5:16 amin'ny teny manodidina.