Jakoba 5:20 MG1865

20 aoka ho fantany fa izay mampibebaka ny mpanota hiala amin'ny lalan'ny fahadisoany dia hamonjy fanahy tsy ho faty sady hanarona heloka be.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 5

Jereo Jakoba 5:20 amin'ny teny manodidina.