Jaona 1:19 MG1865

19 Ary izao no nambaran'i Jaona, raha ny Jiosy naniraka mpisorona sy Levita avy tany Jerosalema hankany aminy mba hanontany azy hoe: Iza moa ianao?

Vakio ny toko manontolo Jaona 1

Jereo Jaona 1:19 amin'ny teny manodidina.