Jaona 10:10 MG1865

10 Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be.

Vakio ny toko manontolo Jaona 10

Jereo Jaona 10:10 amin'ny teny manodidina.