Jaona 10:21 MG1865

21 Hoy kosa ny sasany: Tsy mba tenin'ny demoniaka izany; moa ny demonia va mahay mampahiratra ny mason'ny jamba?

Vakio ny toko manontolo Jaona 10

Jereo Jaona 10:21 amin'ny teny manodidina.