33 Ny Jiosy namaly Azy hoe: Tsy asa tsara no itorahanay vato Anao, fa fitenenan-dratsy, satria olona ihany Hianao, nefa manao ny tenanao ho Andriamanitra.
Vakio ny toko manontolo Jaona 10
Jereo Jaona 10:33 amin'ny teny manodidina.