Jaona 10:38 MG1865

38 Fa raha manao ihany kosa Aho, na dia tsy mino Ahy aza ianareo, dia minoa ny asa, mba ho fantatrareo sy hekenareo fa ny Ray no ato amiko, ary Izaho ao amin'ny Ray.

Vakio ny toko manontolo Jaona 10

Jereo Jaona 10:38 amin'ny teny manodidina.