32 Ary Maria, rehefa tonga teo amin'nitoeran'i Jesosy ka nahita Azy, dia niankohoka teo amin'ny tongony ka nanao taminy hoe: Tompoko, raha teto Hianao, dia tsy maty ny anadahiko.
Vakio ny toko manontolo Jaona 11
Jereo Jaona 11:32 amin'ny teny manodidina.