Jaona 11:44 MG1865

44 Dia nivoaka ny maty nisy fehim-paty ny tànany sy ny tongony, sady voafehy mosara koa ny tavany. Hoy Jesosy tamin'ny olona: Vahao izy, ka avelao handeha.

Vakio ny toko manontolo Jaona 11

Jereo Jaona 11:44 amin'ny teny manodidina.