Jaona 12:1 MG1865

1 Ary rehefa henemana no sisa tsy tonga ny Paska, Jesosy dia tonga tao Betania, izay nitoeran'i Lazarosy, ilay natsangany tamin'ny maty.

Vakio ny toko manontolo Jaona 12

Jereo Jaona 12:1 amin'ny teny manodidina.