13 dia naka sampan-drofia ka nivoaka hitsena Azy sady niantso hoe: Hosana! Isaorana anie ny Mpanjakan'ny Isiraely, Ilay avy amin'ny anaran'i Jehovah (Sal. 118, 26).
Vakio ny toko manontolo Jaona 12
Jereo Jaona 12:13 amin'ny teny manodidina.