Jaona 12:16 MG1865

16 Izany zavatra izany dia tsy fantatry ny mpianany tamin'ny voalohany; fa rehefa niditra tamin'ny voninahiny Jesosy, dia vao nahatsiaro izy fa voasoratra hilaza Azy izany zavatra izany, ary efa nataony taminy izany.

Vakio ny toko manontolo Jaona 12

Jereo Jaona 12:16 amin'ny teny manodidina.