Jaona 12:21 MG1865

21 ary izy ireo nankany amin'i Filipo avy any Betsaida any Galilia, dia nangataka taminy ka nanao hoe: Tompoko, mba ta-hahita an'i Jesosy izahay.

Vakio ny toko manontolo Jaona 12

Jereo Jaona 12:21 amin'ny teny manodidina.